|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anatrehana
Fototeny  2 atrika
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 before, in the presence of. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 en face, en présence, devant. [1.3#37]
7 devant. [1.5]
Ohatra  8  itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana; [2.245#]
9  Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana [2.298#]
10  O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny! [2.69#]

Teny iditra (2/2)11  anatrehana
Fototeny  12 atrika
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#66]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02