|
|
|
|

Teny iditra1  anantenana
Fototeny  2 antena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#53]
Ohatra  4  Fa azoko anantenana karama sy valisoa ho ahy manokana, raha eo amin'ny fahefana aho, ny manilaka amin'ny tanindrazako hanjakazakan'ny hafa, na manolotra ny fahaleovantenam-pireneko hohitsahin'ny sasany. [2.503#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 anantenana, 10 anentanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12