|
|
|
|

Teny iditra1  anampatsa
Singan-teny  2 anana, 3 patsa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan' anana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [patsa, a shrimp.] An herb used as an esculent. Amaranthus spinosus, L. Same as kimoaelahy (Bets.), and sabotraboay (Sak.).. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 (corruption du mot anampatsy). Amaranthus spinosus L. (Amaranthaceae). [Merina] [1.196]
Ohatra  8  Vetivety foana dia feno anantsinahy, beroberoka sy anampatsa ny haronay. [2.117]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  10 kimoaelahy, sabotraboay
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09