|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 patsa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' orana madinika kely ary fihinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 shrimps
[1.2] |
| Voambolana | 5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Mpanahaka | 6 patsanorana |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 9 misy io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 patsa |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Entina milaza ny zazavavy madinika sy kely reny
[1.1] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | patsa, 13 tsapa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|