|
|
|
|

Entrée1  anamafaitra
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  anana, mafaitra
Explications en malgache  4  [1.1] Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany
Explications en anglais  5  [1.2] An esculent herb. Solanum nigram, L.
Exemples  6  [2.48] Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo.
Vocabulaire  7  Botanique: herbe
Citations  8  Textes citant anamafaitra

Mis à jour le 2025/07/29