|
|
|
|

Teny iditra1  anakandroana
Fototeny  2 anakandro
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 dartreux. [1.3]
6 dartre. [1.54]
Ohatra  7  izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996#]
Voambolana  8  Fahasalamana
Tsipelina hafa  9 anakandroina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12