| Entrée | 1 anakampo |
| Mots élémentaires | 2 fo |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ ivelany: Hoy aho anakampo [1.1] |
| Explications en anglais |
5 [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts. [1.2] 6 in one's mind [1.7] |
| Explications en français |
7 dans son coeur, en soi-même [1.8] |
| Explications en italien |
8 in cuore [1.18] |
| Exemples |
9 Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo!
[2.4]
10 hoy Ratsima, miteny anakampo, mampandry eritreritra sy manala heloka ny tenany. [2.472] |
| Analogues | 11 anakantsaina |
| Anagrammes | 12 anakampo, 13 manapoka, 14 mpanakoa, 15 mpanoaka |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|