Entrée ampotomoty
Mots élémentaires fototra ; moty
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy [1.1]
Explications en anglais [fototra, a root, moty, a tree, etc.]. Near, close, quite at hand. A vulgar word. [1.2]
Exemples Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra. [2.285]

Mis à jour le 2023/05/31