Entrée moty
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache (teny tranainy) Motika
¶ Mokony madinika [Rajemisa 1985]

Entrée moty
Partie du discours nom
Définition malgache Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy
¶ Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes motiny

Entrée moty
Partie du discours nom
Définition malgache tsilo na somo-bary [SLP 1986]
Définition française filet de riz [SLP 1986]
Vocabulaire 

Entrée moty
Partie du discours adjectif
Définition malgache Karazam-borona [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée moty
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka, Taisaka, Tanala] tai-maso [Rakotosaona 1975]
 Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso [Rajemisa 1985]
Synonymes mote

Mis à jour le 2020/07/31