|
|
|
|

Teny iditra1  ampongatapaka
Singan-teny  2 amponga, 3 tapaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Amponga kely izay tsotra indrindra fa ny ilany ihany no misy hoditra hovelezina. [1.1]
Ohatra  6  Midobodoboka toy ny amponga tapaka ny foko e! [2.528]
Voambolana  7  Feon-kira: zavamaneno

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12