| Entrée | 1 am-pofoana |
| Mots élémentaires | 2 fofoana |
| Partie du discours | 3 locution |
| Explications en malgache |
4 Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 in the lap [1.2] 6 on the bosom [1.7] |
| Explications en français |
7 dans le giron [1.8] |
| Exemples |
8 Dia nentina, ka nony teny an-dàlana, dia saiky lasa tao ampofoana ny zaza : Fahoriana rè izany!
[2.59#]
9 Ny fanisana ny volana Malagasy dia 29 andro amin' ny volana rehetra ampofoana na baben'ny reni-vintana dia tsinana izy amin'ny faha-30 andro. [1.381#] |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 am-pofoana, 12 foampoana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|