|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampirina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazandrano kely madinika noho ny toho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the name of a fish resembling the toho.. [1.2]
Voambolana  5  Haibiby: trondro

Teny iditra (2/2)6  ampirina
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin' ny toerany avy.
9 Fitehirizana, firaketana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 the tying up of packages or luggage, each in its proper place.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 Ordre, arrangement, disposition de chaque chose à sa place.
12 action de se blottir, de se ranger par côté. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  32 ampirina, 33 mpiarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19