|
|
|
|

Teny iditra1  ampio
Fototeny  2 ampy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampiana [Fitanisana]
Ohatra  4  ampio sira ny laoka fa matsatso [1.1]
5  ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [1.1]

Fivaditsoratra  6 ampio, 7 pioma

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10