|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampiana
Fototeny  2 ampy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra itỳ lambako itỳ fa kely loatra ~ Ampio sira ny laoka fa matsatso.
5 Omena hery fanohanana amin' ny asa atao: Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be added to, to have an addition made to. Used of that to which an addition is made.. [1.2]
7 to have an addition made to it; to be helped. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on augmente, qu'on aide. [1.8]
9 plus. [1.13]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 ory ampiana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16  ampi~ana
Sokajin-teny  17  tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18 ampiana, ampi~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10