|
|
|
|

Teny iditra1  ampiadina
Fototeny  2 ady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina miady. [1.1]
Ohatra  5  Any Anatirova no ampiadina. [1.437#]
6  Rehefa kaniry ny angely vao ampiadina. [1.437#]
7  Aza mba fa zanatanin' olona lehity, fa sahala amin' ny alika ialahy, ampiadina dia miady tokoa! [2.472#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02