|
|
|
|

Teny iditra 1  ampiadiana
Fototeny  2 ady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  7  aty no itoerany ary raha kiry no ampiadiana; [2.587#]
8  Aza maniry ombalahy ampiadiana, fa manana an' i Menalefona. [2.346#23]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21