|
|
|
|

Teny iditra1  am-perinasa
Singan-teny  2 fery, 3 asa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (am-perin' ny asa): Eo am-panaovana, eo ampanatanterahana ny asa (izany hoe amin' ny fotoana mbola ahitana ny ferin' ny tany asaina) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12