|
|
|
|

Entrée1  ampangoro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony [Betsimisaraka] [1.78]
4  Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny [1.1]
Explications en anglais  5  rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it. [1.2]
6  rice boiled dry and fragrant [1.7]
Explications en français  7  riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée [1.8]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  9  Economie: alimentation
Synonymes  10  vary ampangoro
Analogues  11  vary maina
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot ampangoro

Anagrammes  13 ampangoro, 14 mangora-po

Mis à jour le 2025/09/19