|
|
|
|

Teny iditra1  amoron-drano
Singan-teny  2 morona, 3 rano
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  5  Rehefa nisasaka ny alina, dia tonga izy mianaka nitondra ny afo sady nitondra rantsan-kazo maina tamin'ny kirihitrala teny amorondrano, ka namelona ny afo. [2.324#]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02