Entrée amolavolana (volavola)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples Zava-misy sy mitranga eo amin' ny fiarahamonina no ventesina ao anatin' ny ompa sy ny ozona ka teny fampiasa ao amin' ny fiarahamonina ihany no amolavolana ireny teny ireny. [1.519]
Morphologie 
Présent : amolavolana, amolavolako, amolavolanao, amolavolany, amolavolantsika, amolavolanay, amolavolanareo, amolavolan', amolavolan-, amolavolam-, amolavola-
Passé : namolavolana, namolavolako, namolavolanao, namolavolany, namolavolantsika, namolavolanay, namolavolanareo, namolavolan', namolavolan-, namolavolam-, namolavola-
Futur : hamolavolana, hamolavolako, hamolavolanao, hamolavolany, hamolavolantsika, hamolavolanay, hamolavolanareo, hamolavolan', hamolavolan-, hamolavolam-, hamolavola-
Impératif : amolavolao

Mis à jour le 2023/01/21