Entrée amelana (vela)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Mpiambina I: Aza amelana mihitsy, ry mpanjaka! [2.587]
2Tratran' ialahy marina fa aza amelana, hoy ny tovolahy. [2.643]
3lanareo mpitondra tenin'Andriana, dia tsy azonareo amelana ny teny entinareo. [2.298]
Morphologie 
Présent : amelana, amelako, amelanao, amelany, amelantsika, amelanay, amelanareo, amelan', amelan-, amelam-, amela-
Passé : namelana, namelako, namelanao, namelany, namelantsika, namelanay, namelanareo, namelan', namelan-, namelam-, namela-
Futur : hamelana, hamelako, hamelanao, hamelany, hamelantsika, hamelanay, hamelanareo, hamelan', hamelan-, hamelam-, hamela-
Impératif : amelao
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20