|
|
|
|

Teny iditra1  ambiana
Fototeny  2 amby
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihoatra ny: Manana tsaramaso fito zinga ambiana izahay raha hividy ianareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [amby, excess.] An excess; used adverbially for "more than;" as, misy zato ambiana, There are more than a hundred.. [1.2]
Tsipelina hafa  6 ambiena

Fivaditsoratra  7 ambania, 8 ambiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12