|
|
|
|

Teny iditra1  ambonimbony
Fototeny  2 ambony
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 (duplicatif diminutif). [1.3]
Ohatra  5  Mainka moa fa ireo olona ambonimbony tao an-tanàna. [2.472]
6  Vehivavy malemy fanahy sy tia fihavanana aman'olona izy ary nahita fianarana ambonimbony kokoa noho ny lahy. [2.324]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19