|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ambohimanarina |
| Singan-teny | 2 vohitra, 3 manarina |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 Farany, tonga tany ambohimanarina tany ho any.
[2.4]
6 Talata dia niainga ka nitoby teo atsimon'ambohimanarina. [2.59] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|