| Entrée | 1 amboalambokely |
| Mots élémentaires | 2 amboa, 3 lambo, 4 kely |
| Partie du discours | 5 nom |
| Explications en malgache |
6 Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa tandra kely eo anilan' ny kibony (halavany: 3 sm.) [1.1] |
| Explications en anglais |
7 [kely, little.] A species of earwig. [1.2] |
| Vocabulaire | 8 Zoologie: invertébrés |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|