Entrée | amboakelintenda | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazana kambo lavalava toa mihantona amin' ny faran' ny lanilany ampovoany ka manampina ny lavaka mankany amin' ny orona rehefa mitelin-javatra [1.1] | |
Explications en anglais | [tenda, the throat.] The tonsil. [1.2] | |
Vocabulaire | Biologie ~ Santé | |
Mis à jour le 2020/07/31 |