| Entrée (1/2) | 1 amboadia |
| Mots élémentaires | 2 amboa, 3 dia |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en anglais |
5 [dia, wild.] A dog run wild. [1.2] 6 a wild dog; a wolf [1.7] |
| Explications en français |
7 chien sauvage; loup [1.8] |
| Exemples |
8 Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia.
[2.5]
|
| Vocabulaire | 9 Zoologie: mammifères |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 11 Randzavola: amboadia ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (2/2) | 12 amboadia |
| Mots élémentaires | 13 amboa, 14 dia |
| Partie du discours | 15 nom |
| Explications en malgache |
16 kilalaon'ny ankizy (misy manao reny miaro ny zanany marobe ka ny iray kosa manao ambodia masiaka) [Betsimisaraka]
[1.78] |
| Vocabulaire | 17 Jeu |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|