| Entrée (1/2) | 1 ambivitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1] |
| Explications en anglais |
4 pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2] |
| Explications en français |
5 jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3] |
| Vocabulaire | 6 Jeu |
| Autres orthographes | 7 ankambivitra |
| Entrée (2/2) | 8 ambivitra |
| Mots élémentaires | 9 vivitra |
| Partie du discours | 10 adjectif |
| Explications en malgache |
11 Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1] |
| Synonymes | 12 avivitra |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|