| Entrée | 1 ambentin-teny |
| Mots élémentaires | 2 venty, 3 teny |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Fotopototry ny teny lazaina ka averimberina matetika: Ny fandriampahalemana no ambentin-tenin' ilay mpikabary [1.1] |
| Explications en anglais |
6 [venty, substance, teny, word.] A by-word. [1.2] 7 the subject of gossip, the talk of the town [1.7] |
| Explications en français |
8 qu'on redit, qu'on a toujours sur les lèvres [1.3] 9 qu'on répète ou raconte partout [1.8] |
| Exemples |
10 "Tsy amidy tsy atakalo", izay ihany no ambentin-tenin' ireny.
[2.472#153]
11 [2.996] 12 Hevitra telo no ambentin-tenin' ny Antoko sy ny gazety mpanohana azy dia ireto : fahaleovantena, famotsoran-keloka faobe ho an' ny mpigadra politika, firaisana. [2.113#85] |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|