|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambatolava
Singan-teny  2 vato, 3 lava
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 tranon'ny loham-pianakaviana zandriny indrindra ka ataon'ny lehilahy ho fiheveren-draharaha. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 case du chef de la branche cadette où se réunissent les hommes. [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (2/2)7  Ambatolava
Singan-teny  8 vato, 9 lava
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -18.9333333+47.5333333|-21.3+46.75|-23.5666667+47.3
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  12 Ambalavato, ambalavato, 13 ambatolava, Ambatolava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10