Entrée |
ambaratonga
|
Mots élémentaires | ambaraka ; tonga |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambaratonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka erỳ vao afaka aminy ~ Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra Filaharana: Amin' ny ambaratongam-pahahefan' ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandà [1.1]
|
Explications en anglais | A ladder, steps, stairs; gradation. [1.2]
|
| A step or degree in progress; a degree of honor or authority [1.7]
|
Explications en français | Hiérarchie [1.3, 1.8]
|
| Les marches, degrés Gradation [1.3]
|
| Grade, un degré dans la hiérarchie [1.8]
|
| Degré, niveau [1.13]
|
Exemples |
1 | Ny ambaratonga fahadimy, dia ny Praiminisitra.
[2.270]
|
2 | Mendri-koeritreretin'ny mpitondra amin'ny ambaratonga rehetra.
[2.298]
|
3 | Ambaratonga ambony kokoa io: fiainana araka ny fo, ara-pihavanana.
[2.296]
|
|
Mots composés |
|
|