| Entrée | 1 ambaramaina |
| Radical | 2 ambara. maina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 teny enti-milaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr' omby maina ho azy vary hanina atao fatra-maina tsisy ro na laoka: Tsy iatsako mihitsy ny ambaramaina fa toa mihisatra ao an-tendako ao fotsiny andrezatra, an-kery: Toa tadiavinao hatao ambaramaina fotsiny amin' izao izy izany [1.1] |
| Proverbes | 5 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|