| Entrée | 1 ambarakizay |
| Mots élémentaires | 2 ambaraka, 3 izay |
| Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] |
| Explications en anglais |
5 for ever [1.2] |
| Explications en français |
6 toujours, éternellement [1.3#27] |
| Exemples |
7 Fa ny famarinan' olona tapaka mihitsy ary lavin'ny Andriana sy ny olon'i Madagasikara tokoa ambarakizay, noho ny fanekena vita tamin'ny 1817 fahavelon-dRadama.
[2.366]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|