Entrée | ambainy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | ambay [1.1] | |
[Bezanozano] Sakany, ampohiny [1.78] | ||
Ampohin'ny mahitsizoro [1.13] | ||
Ampohy: Be ambainy tokoa izany lamba izany raha mahatratra roa metatra [1.62] | ||
Explications en français | Lé d'un habit, d'un rideau, etc.: Misy ambainy telo io zipo io (Cette robe a trois lés) [1.3] | |
Largeur [1.13] | ||
Exemples | Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy.
[2.472] | |
Synonymes | ambay ~ sakany | |
Anagrammes | ambainy, animbay, mibiana |
Mis à jour le 2020/07/31 |