|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 aloalo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a grave ornament carved from wood (southwest).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ornement de tombeau en bois (sud-ouest).
[1.8] |
| Ohatra |
6 Nony maty anefa Rasomotrarindrano, dia nantsoina ny vahoakan'i Vohimena (izay noheverina fa efa lovan'Andrianantara II) mba hanao levenana (fanaovana aloalo sy vatomasina), kanefa nandà i Vohimena.
[2.508#]
|
| Kamban-teny rehetra | 7 aloalon-tany aman-danitra |
| Teny iditra (2/5) | 8 aloalo |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalom-poly
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 11 aloalom-poly |
| Teny iditra (3/5) | 12 aloalo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 matoatoa
[Taimoro]
[1.78] 15 aloka, fanahy [Sihanaka] [1.78] |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/5) | 17 aloalo |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a fosse, a ditch, a precipice. (Prov.)
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 précipice.
[Tankarana]
[1.19] |
| Tovy hevitra | 21 alo |
| Teny iditra (5/5) | 22 aloalo |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Ako
[Taisaka, Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | aloalo, 25 laolao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|