|
|
|
|

Teny iditra 1  alelika
Fototeny  2 lelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandelika, manototra; atototra: Ireto ranon-tany ireto alelika ny hady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 avec quoi on comble, on couvre [1.3#399]

Fivaditsoratra  10 ala kely, alelika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19