|
|
|
|

Teny iditra1  alalanina
Fototeny  2 alalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza olona nandefasana mpanelanelana: Nalalanin' ny lehiben' ny tafika ny jeneraly nitarika ny fahavalo.
5 Enti-milaza zavatra raharahaina amin' ny fanelanelanana: Raha tsy vita amin' ny taratasy ifandefasana io raharaha io, dia aoka halalanin' ny masoivohontsika any. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be sent for or summoned through an intermediate; to be made known through another.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qu'on envoie comme messager, comme intermédiaire ; à qui on envoie un messager, un intermédiaire ; qu'on traite par un intermédiaire. [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12