| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ala kely | 
| Singan-teny | 2ala, 3kely | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 A little forest, a wood, a grove. [1.2] | 
| Ohatra | 
6 Andobatapenaka dia efa voavoly bazo sy akondro ka nanjary alakely, nisy Jay fotsy teo anatiny.
[1.437#] 
 7 Androany Talata hariva, dia noboriajna avokoa ny volon-drizareo, ary rehefa maizimaizina, dia longa teo amin' ny alakely akaikin' ny fitodiana ry zareo, fahiditra an-tsambo. [2.649#]  | 
| Fivaditsoratra | 8 ala kely, 9 alelika | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |