|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  alaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Mitovy amin' ny ala ihany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 same as aka, maka. (Prov.) With pronominal suffices, as alako, it means, I do not know. (Prov.) Same as asa.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 je n'en sais rien. Cf. vàlaka.. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (2/3)9  alàka
Fototeny  10 laka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12 Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin' ny laka: Alakao (na lakao) itỳ vatonao atsimo itỳ. [1.1]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  17 lakaina

Teny iditra (3/3)18  alaka
Sokajin-teny  19  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  20 Fototeny tsy hita afatsy amin' ireto fomba fiteny ireto: mialaka bontana, mialaka mantsina.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  22 akala, 23 alàka, alaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09