|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ala fotaka |
| Singan-teny | 2 ala, 3 fotaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 sakafo na fifaliana atao rehefa vita ny ketsa na aorian' ny raharaha manahirana iray
[1.1] |
| Fivaditsoratra | ala fotaka, 6 tafaolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|