|
|
|
|

Teny iditra1  akotsoina
Fototeny  2 akotso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana akotso na sisiny (lamba): Angaha tsy nakotsoina indray ny lambanao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to have the akotso put on.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 akotsoina, 11 anakotsoy, 12 atakosino, 13 natokisoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12