|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  akotso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tanjomiolaka, fefiloha. [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  akotso
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Haingo fanao amin' ny sisin-damba, indrindra ny lamba landy, izay tenomina miaraka aminy, ka atao hoe akotso tenona, na apetaka rehefa voatenona ny lamba. (Ny akotso dia miendrika tsipika mitsoriaka milahatra, ka dimy andalana no fahita matetika, roa mainty na manga andaniny avy ary mena na vony eo afovoany, nefa misy koa ny telo ary na ny tokana aza).. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the border of a native cloth or lamba usually having five stripes, one red or yellow in the centre, and four blue.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Voambolana  13  Toe-karena: zaitra
Mpanahaka  14  akotsobe, 15  akotsodimy, 16  akotsofohy, 17  akotsotenona, 18  akotsotokana
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  20 akotso, 21 kotsao, 22 Sokota

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09