|
|
|
|

Teny iditra1  akobona
Fototeny  2 kobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina handrakofana, hanafenana: Taratasy no nakobony ilay mangahazo nomeko azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Avec quoi on couvre, on cache: Inty ny mosara hakobonao ny voaloboka (Voici un mouchoir pour couvrir les raisins) [1.3#345]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 abonoka, 12 akobano, akobona

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08