|
|
|
|

Teny iditra1  akanjoina
Fototeny  2 akanjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena akanjo, tafina: Akanjoy ny zaza mahantra, fa tsy misy manafy izy ireny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be dressed. To be clothed. Akanjoana also used.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10 akanjoana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 akanjoina, 13 anakanjoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02