|
|
|
|

Teny iditra1  akalanina
Fototeny  2 akalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana akalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be chopped, but not on the chopping-block.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu’on cale, sous quoi on met un coussinet. [1.3#13]
Ohatra  7  Ny filahian' ilay olona no akalanina dia kapohina amin' ny tantanana. [2.472#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 akalanina, 13 anakilana, 14 analikana, 15 lakan' aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12