|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aisy |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy: Aisy! mandehana ianao mandeha any. ~ Aisy! tsy miditra amin' izany raharaha maizina izany aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 no! A word expressing dislike and grief. Esy is also used.
[1.2] 5 expressing regret or disappointment; oh no! [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Exprimant le désaveu, le dégoût, le refus : non, certes non, hélas! malheureusement! Aisy! tsy afaka aho (Oh non! je ne suis pas libre) ~ Aisy! rahoviana no ho vita io raharaha io? (Hélas! quand sera-t-il fini ce travail?) ~ Aisy! mampalahelo loatra izany ! C’est vraiment affligeant!)
[1.3#11] 7 mot employé pour chasser les volailles, etc. [1.3#11] 8 qui exprime le regret ou la déception ; hélas, malheureusement. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 aisy |
| Fototeny | 11 isy |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 mametraka
[Taisaka]
[1.78] 14 Atao amin' ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka tsy azo hanina itỳ izy? [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | aisy, 19 isay, 20 siay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|