|
|
|
|

Teny iditra1  ailika
Fototeny  2 ilika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atosika ho eny an-tsisintsisin-toerana: Aza ailika fotsiny any ambany farafara ny fako fa raofy mihitsy
5 (tsiny, raharaha) Omena ny hafa, atolaka any amin' ny hafa, nefa tokony ho an' ny tena: Nailiny tamiko indray ny raharaha efa nekeny hatao ~ Nailiny tamin' ny rahalahiny ny hadisoana, nefa izy no tsy nitandrina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be pushed farther off [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 à pousser à côté ou vers, qu’on réunit sur un point, qu'on rejette sur, dont on se débarrasse sur [1.3]
8 qu'on repousse à une certaine distance [1.8]
Ohatra  9  Aza ailikao eo akaikin' ny varavarana ny vovoka, fa ario lavitra (Ne poussez pas, ne réunissez pas la poussière près de la porte, mais jetez-la loin) [1.3]
10  Izy no namaky ny siny ka ailiny amiko (Il a cassé la cruche et il rejette la faute sur moi) [1.3]
11  Anjara raharahanao izany ka aza ailika amiko (C'est votre part de travail et ne cherchez pas à vous en débarrasser sur moi) [1.3]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  16 ailikilika
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ailika, 19 laikia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09