| Entrée | 1 ahitsiary |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 fiovana ara-tsaina na arapanahy ao anaty fa tsy tsapa ary tsy tsaroana nefa manova ny toetra amam-pihetsika eo amin'ny olona [1.13] |
| Explications en français |
4 inconscient [1.13] |
| Vocabulaire | 5 Philosophie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|