|
|
|
|

Teny iditra1  ahitrombilahy
Singan-teny  2 ahitra, 3 omby, 4 lahy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 (de ahitra = herbe, et ombilahy = taureau). Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bon fourrage, recherché par les animaux.. [Betsileo, Sakalava]
8 Ce nom s'applique aussi à Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae), bonne Graminée fourragère. Ses grains étaient récoltés en cas de disette, comme céréale de secours.. [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09