|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahimafana |
| Singan-teny | 2 ahitra, 3 mafana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Zavamaniry fanao ody kankana ny raviny izay tanehina atao antitra dia antitra (Spilanthes acmella)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 plante médicale, vermifuge
[1.3] 7 (de ahitra = herbe, et mafana = chaud, brûlant). Spilanthes acmella A. Chev. (Asteraceae). Herbe à saveur brûlante. On en administre le décocté aux jeunes enfants contre les vers. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | ahimafana, 10 famiahana, 11 miafahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|